MappedUp.com country RSS (mg)
          <description><![CDATA[Tsy misy antony tsy hamahan'ny fanjakana ny fitakiana izay napetrakay. Io no nambaran'ny ben'ny tanàna, i Andry Rajoelina manoloana ny fitakiana izay tsy maintsy hilam-baliny hatramin'ny 13 janoary ho avy izao. Raha nigadona teto an-tanindrazana tokoa ny ben'ny tanàna, i Andry Rajoelina, dia nanambara fa nihaona tamin'ireo ankolafin'olona maro tany ivelany. Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny eto Madagasikara no anton'izany fihaonana izany. Ny rivotra azo tamin'izao fialantsasatra izao, (...)
Malagasy]]></description>